+ "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanampy fanamarihana."
+ },
+ "browse": {
+ "title": "Hisava.",
+ "description": "Akisaho ary hakaikezo ny sarintany."
+ },
+ "draw_area": {
+ "tail": "Tsindrio raha hampiditra vona eo faritra misy anao. Tsindrio ilay teboka voalohany raha hamarana ny fanoritana faritra."
+ },
+ "draw_line": {
+ "tail": "Tsindrio raha hanampy vona amin'ny tsipika. Manindria eo amin'ny tsipika hafa raha hampitohy amin'izy ireo, manaova tsindry in-droa raha hamarana ny tsipika."
+ "browser_notice": "Ao amin'ny navigateur Firefox, Chrome, Safari, Opera ary Internet Explorer 11 na amboniny ihany no mandeha ity fitaovana ity. Havaozy azafady ny navigateur ampiasainao na mampiasà Potlatch 2 hahafahanao manova ny sarintany.",
+ "upload_explanation": "Ny fanovana alefanao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.",
+ "upload_explanation_with_user": "Ny fanovana alefanao amin'ny maha {user} anao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.",
+ "request_review": "Tiako hisy hanamarina ny fanovana nataoko.",
+ "save": "Handefa",
+ "cancel": "Hanafoana",
+ "changes": "Fanovana {count}",
+ "download_changes": "Haka ny rakitra osmChange",
+ "warnings": "Fampitandremana",
+ "modified": "Voaova",
+ "deleted": "Voafafa",
+ "created": "Voaforona",
+ "about_changeset_comments": "Mombamomba ny fanehoan-kevitra ao amin'ny vondron'ova",
+ "google_warning": "Voalazanao ao amin'ity fanehoan-kevitra ity ny hoe Google: tadidio fa tsy azo atao tanteraka ny mandika avy amin'ny Google Maps."
+ },
+ "contributors": {
+ "list": "Fanovana nataon'i {users}",
+ "truncated_list": "Fanovana nataon'i {users} sy {count} hafa"
+ "custom_prompt": "Ampidiro ny modelin'ny URL. Ny famantarana azo ampiasaina dia:\n - {zoom} or {z}, {x}, {y} hoan'ny tetika Z/X/Y an'ny kapila\n - {-y} or {ty} hoan'ny coordonnées Y endrika TMS mivadika\n - {u} hoan'ny tetika quadtile\n - {switch:a,b,c} hoan'ny DNS server multiplexing\n\nOhatra:\n{example}",
+ "overlays": "Rakotra",
+ "imagery_source_faq": "Fanazavana Momba ny Sary / Hampita Olana",
+ "reset": "Hamerina amin'ny voalohany",
+ "display_options": "Safidy Momba ny Fisehoana",
+ "brightness": "Hazava",
+ "contrast": "Fifanalaviran-kazavana",
+ "saturation": "Haben'ny loko",
+ "sharpness": "Haranitra",
+ "minimap": {
+ "description": "Hampiseho ny sarintany kely",
+ "tooltip": "Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."
+ },
+ "fix_misalignment": "Hanamboatra ny fihitsin'ny ny sary",
+ "offset": "Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."
+ "download_changes": "Na alaivo ny rakitra osmChange",
+ "done": "Voalamina ny fifanindriana rehetra!",
+ "help": "Nisy mpampiasa hafa nanova ny sasany amin'ny singan-tsarintany novainao.\nTsindio ny tsirairay amin'ireo singa eto ambany hahafantaranao misimisy kokoa momba ny fifanindriana, dia misafidia na hihazona\nny fanovana nataonao na ny an'ny mpampiasa hafa.\n"
+ "thank_you": "Misaotra anao manatsara ny sarintany.",
+ "thank_you_location": "Misaotra anao manatsara ny sarintany manodidina an'i {where}.",
+ "help_html": "Tokony hiseho ao amin'ny OpenStreetMap ny fanovana nataonao ao anatin'ny minitra vitsivitsy. Mety ho elaela kosa ny sarintany any amin'ny toeran-kafa vao miova.",
+ "help_link_text": "Antsipiriany",
+ "view_on_osm": "Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM",
+ "like_osm": "Tianao ve i OpenStreetMap? Mifandraisa amin'ny hafa:",
+ "more": "Misimisy kokoa",
+ "events": "Hetsika",
+ "languages": "Fiteny: {languages}",
+ "missing": "Misy banga ve ito lisitra ito?",
+ "tell_us": "Teneno!"
+ },
+ "confirm": {
+ "okay": "OK",
+ "cancel": "Hanafoana"
+ },
+ "splash": {
+ "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur OpenStreetMap iD",
+ "text": "iD dia fitaovana mora ampiasaina nefa matanjaka mba handraisana anjara amin'ny sarintany misokatra tsara indrindra eto an-tany. Ity dia fivoahana faha {version}. Raha te hahalala misimisy kokoa dia tsidiho ny {website} ary tatero ao amin'ny {github} ny tsy fetezana.",
+ "walkthrough": "Hanomboka ny Fanoroana",
+ "start": "Hanova amin'izay"
+ },
+ "source_switch": {
+ "lose_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"
+ },
+ "version": {
+ "whats_new": "Inona no zava-baovao ao amin'ny iD fivoahana faha {version}"
+ "close_comment": "Hanakatona sy Haneho Hevitra",
+ "open_comment": "Hanokatra Indray sy Haneho Hevitra",
+ "report": "Hitatitra",
+ "new": "Fanamarihana Vaovao",
+ "newDescription": "Hazavao ny tsy fetezana",
+ "save": "Hitahiry ny Fanamarihana",
+ "login": "Mila miditra amin'ny alalan'ny kaontinao ianao mba ho afaka hanova na haneho hevitra amin'ity fanamarihana ity.",
+ "upload_explanation": "Ny fanehoan-kevitrao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap.",
+ "upload_explanation_with_user": "Ny fanehoan-kevitrao amin'ny maha {user} anao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap."
+ },
+ "help": {
+ "title": "Fanampiana",
+ "key": "H",
+ "help": {
+ "title": "Fanampiana",
+ "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur iD hoan'ny [OpenStreetMap] (https://www.openstreetmap.org/). Amin'ny alalan'ity éditeur ity ianao dia afaka manova an'i OpenStreetMap avy ato amin'ny navigateur ampiasainao.",
+ "open_data_h": "Hanokatra Rakitra",
+ "open_data": "Ny fanovana ataonao amin'ity sarintany ity dia ho hitan'ny olona rehetra mampiasa ny OpenStreetMap. Azonao atao miorina amin'ny fahalalana manokana, ny fidinana ifotony, na ny sary avy eny ambony na ny sary ety amin'ny tany, ny fanovana ataonao. [Tsy azo atao mihitsy] (https://www.openstreetmap.org/copyright) ny mandika avy amin'ny loharano natao hitadiavam-bola toy ny Google Maps.",
+ "before_start_h": "Alohan'ny hanombohanao",
+ "before_start": "Tokony ho efa mifankazatra ny OpenStreetMap sy ity éditeur ity ianao mialohan'ny hanaovanao fanovana. Misy fanoroana atolotr'i iD hampianarana anao ny fototra amin'ny fanovana an'i OpenStreetMap. Tsindrio eo amin'ny \"Hanomboka ny Fanoroana\" eto amin'ity efijery ity raha hanomboka hianatra - 15 minitra eo ho eo fotsiny ny halavan'ilay izy.",
+ "open_source_h": "Hanokatra Loharano",
+ "open_source_help": "Afaka manampy ny iD ianao amin'ny alalan'ny [fandikàna](https://github.com/openstreetmap/iD/blob/master/CONTRIBUTING.md#translating) na [fitaterana tsy fetezana](https://github.com/openstreetmap/iD/issues)."
+ },
+ "overview": {
+ "title": "Jery Ankapobeny",
+ "navigation_h": "Fivezivezena",
+ "navigation_drag": "Raha hanakisaka ny sarintany dia tsindrio maharitra ny {leftclick} bokotra havian'ny souris ary akisaho ny souris. Azonao ampiasaina ihany koa ireo bokotra `↓`, `↑`, `←`, `→` an'ny clavier.",
+ "navigation_zoom": "Raha hijery manakaiky na manalavitra dia ampiasao ny bokotra mihodina amin'ny souris na ny trackpad, na ampiasao ireo bokotra {plus} / {minus} etsy amin'ny sarintany. Azonao ampiasaina koa ireo bokotra `+`, `-` eo amin'ny clavier anao.",
+ "features_h": "Singa ao amin'ny Sarintany",
+ "features": "Ampiasaintsika ny teny hoe *singa* mba hilazana ireo zavatra izay miseho eo amin'ny sarintany, toy ny làlana, trano na toerana. Azo ampidirina ho singa ao amin'ny OpenStreetMap avokoa izay zavatra misy rehetra amin'ny tontolo tena izy. Ireo singa ao amin'ny sarintany dia aseho amin'ny alalan'ny *teboka*, *tsipika*, na *faritra*.",
+ "nodes_ways": "Ao amin'ny OpenStreetMap, ny teboka indraindray dia antsoina koa hoe *vona*, ary ny tsipika sy sy ny faritra dia antsoina indraindray hoe *soritra*."
+ },
+ "editing": {
+ "title": "Manova & Mitahiry",
+ "select_h": "Hisafidy",
+ "select_left_click": "{leftclick} Tsindrio amin'ny alalan'ny bokotra havia amin'ny souris eo amin'ny singa iray raha hisafidy azy io. Hisongadina izy avy eo, ary hiseho eo amin'ny takelaka etsy amin'ny sisiny ny mombamomba ilay singa, toy ny anarany na ny adiresiny.",