+ "modes": {
+ "add_area": {
+ "title": "Faritra",
+ "description": "Hampiditra faritra maitso, trano, farihy na faritra hafa amin'ny sarintany.",
+ "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra faritra, ohatra hoe faritra maitso, farihy, na trano."
+ },
+ "add_line": {
+ "title": "Tsipika",
+ "description": "Hampiditra làlana, arabe, làlan-tongotra, lakan-drano na endri-tsipika hafa amin'ny sarintany.",
+ "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra làlana, làla-masaka na arabe."
+ },
+ "add_point": {
+ "title": "Teboka",
+ "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanampy teboka."
+ },
+ "browse": {
+ "title": "Hisava.",
+ "description": "Akisaho ary hakaikezo ny sarintany."
+ },
+ "draw_area": {
+ "tail": "Tsindrio raha hampiditra vona eo faritra misy anao. Tsindrio ilay teboka voalohany raha hamarana ny fanoritana faritra."
+ },
+ "draw_line": {
+ "tail": "Tsindrio raha hanampy vona amin'ny tsipika. Manindria eo amin'ny tsipika hafa raha hampitohy amin'izy ireo, manaova tsindry in-droa raha hamarana ny tsipika."
+ },
+ "drag_node": {
+ "connected_to_hidden": "Tsy mety ovaina ity satria mifandray amina zavatra izay tsy miseho."
+ }
+ },
+ "operations": {
+ "add": {
+ "annotation": {
+ "point": "Nanampy teboka.",
+ "vertex": "Nanampy vona.",
+ "relation": "Nanampy fifandraisana."
+ }
+ },
+ "start": {
+ "annotation": {
+ "line": "Nanomboka tsipika.",
+ "area": "Nanomboka nanoritra faritra."
+ }
+ },
+ "continue": {
+ "title": "Hanohy",
+ "description": "Hanohy ity tsipika ity.",
+ "not_eligible": "Tsy misy tsipika azo tohizana eto.",
+ "multiple": "Misy tsipika maromaro azo tohizana eto. Raha hisafidy tsipika iray dia tsindrio ny Shift ary tsindrio eo amin'ilay tsipika hofantenina.",
+ "annotation": {
+ "line": "Nanohy tsipika.",
+ "area": "Nanohy nanoritra faritra."
+ }
+ },
+ "cancel_draw": {
+ "annotation": "Nanafoana ny fanoritana."
+ },
+ "circularize": {
+ "title": "Hanaboribory.",
+ "description": {
+ "line": "Hanaboribory ity tsipika ity.",
+ "area": "Hanaboribory ity faritra ity."
+ },
+ "annotation": {
+ "line": "Nanaboribory an'ilay tsipika.",
+ "area": "Nanaboribory an'ilay faritra."
+ },
+ "not_closed": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy mihodina tanteraka.",
+ "too_large": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
+ "connected_to_hidden": "Tsy mety atao boribory ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
+ },
+ "orthogonalize": {
+ "title": "Efajoro",
+ "description": {
+ "line": "Hampahitsy ny zoron'ito tsipika ito.",
+ "area": "Hampahitsy ireo zoron'ito faritra ito."
+ },
+ "annotation": {
+ "line": "Nampahitsy ny zoron'ilay tsipika.",
+ "area": "Nampahitsy ireo zoron'ilay faritra."
+ },
+ "not_squarish": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy manakaiky ny endrika efajoro.",
+ "too_large": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
+ "connected_to_hidden": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
+ },
+ "straighten": {
+ "title": "Hampahitsy",
+ "description": "Hampahitsy ito tsipika ito.",
+ "annotation": "Nampahitsy an'ilay tsipika.",
+ "too_bendy": "Tsy mety ampahitsiana ito satria miolaka loatra.",
+ "connected_to_hidden": "Tsy mety ampahitsiana ito tsipika ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
+ },
+ "delete": {
+ "title": "Hamafa",
+ "description": {
+ "single": "Hamafa tanteraka an'ito singa ito.",
+ "multiple": "Hamafa tanteraka an'ireto singa ireto."
+ },
+ "annotation": {
+ "point": "Namafa an'ilay teboka.",
+ "vertex": "Namafa an'ilay vona tamin'ilay tsipika.",
+ "line": "Namafa an'ilay tsipika.",
+ "area": "Namafa an'ilay faritra.",
+ "relation": "Namafa an'ilay fifandraisana.",
+ "multiple": "Namafa singa {n}."
+ },
+ "too_large": {
+ "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
+ "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
+ },
+ "incomplete_relation": {
+ "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
+ "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
+ },
+ "connected_to_hidden": {
+ "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
+ "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
+ }
+ },
+ "connect": {
+ "annotation": {
+ "point": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay teboka.",
+ "vertex": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ny anankiray hafa.",
+ "line": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay tsipika.",
+ "area": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay faritra."
+ }
+ },
+ "disconnect": {
+ "title": "Hanatsoaka",
+ "description": "Hanasaraka an'ireto tsipika/faritra ireto.",
+ "annotation": "Nanasaraka an'ireo tsipika/faritra.",
+ "not_connected": "Tsy ampy mba hosarahina ny tsipika/faritra misy.",
+ "connected_to_hidden": "Tsy mety tsoahina ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
+ },
+ "merge": {
+ "title": "Hanambatra",
+ "description": "Hanambatra an'ireto singa ireto.",
+ "annotation": "Nanambatra singa {n}.",
+ "not_eligible": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto.",
+ "not_adjacent": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria tsy mifampitohy ny faran'izy ireo.",
+ "incomplete_relation": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria misy tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
+ },
+ "move": {
+ "title": "Hamindra",
+ "description": {
+ "single": "Hamindra an'ito singa ito amin'ny toerana hafa.",
+ "multiple": "Hamindra an'ireto singa ireto amin'ny toerana hafa."
+ },
+ "annotation": {
+ "point": "Namindra an'ilay teboka.",
+ "vertex": "Namindra an'ilay vona tamin'ilay soritra.",
+ "line": "Namindra an'ilay tsipika.",
+ "area": "Namindra an'ilay faritra.",
+ "multiple": "Namindra singa maromaro."
+ },
+ "incomplete_relation": {
+ "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
+ "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
+ },
+ "too_large": {
+ "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
+ "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
+ },
+ "connected_to_hidden": {
+ "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
+ "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
+ }
+ },
+ "rotate": {
+ "title": "Hanodina",
+ "description": {
+ "single": "Hanodina an'ito singa ito manodidina ny ivony.",
+ "multiple": "Hanodina an'ireto singa ireto manodidina ny ivony."
+ },
+ "annotation": {
+ "line": "Nanodina an'ilay tsipika.",
+ "area": "Nanodina an'ilay faritra.",
+ "multiple": "Nanodina singa maromaro."
+ },
+ "incomplete_relation": {
+ "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
+ "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
+ },
+ "too_large": {
+ "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
+ "multiple": "Tsy mety ahodina ireto singa ireto satria misy tsy miseho ny sasany aminy."
+ },
+ "connected_to_hidden": {
+ "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
+ "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
+ }
+ },
+ "reverse": {
+ "title": "Hamototra",
+ "description": "Hamototra ny fizotran'ito tsipika ito.",
+ "annotation": "Namototra an'ilay tsipika."
+ },
+ "split": {
+ "title": "Hizara",
+ "description": {
+ "line": "Hizara an'ito tsipika ito ho roa eto amin'ito vona ito.",
+ "area": "Hizara ny sisin'ito faritra ito ho roa."
+ }
+ }
+ },
+ "zoom_in_edit": "Hakaikezo raha hanova",
+ "info_panels": {
+ "background": {
+ "zoom": "Hakaiky"
+ }
+ },
+ "zoom": {
+ "in": "Hanakaiky",
+ "out": "Hanalavitra"
+ },
+ "cannot_zoom": "Tsy afaka manalavitra noho izao intsony amin'ity maody ity.",
+ "gpx": {
+ "zoom": "Hanangeza araky ny sosona"
+ },