+ "select_right_click": "{rightclick} Tsindrio amin'ny bokotra havanana amin'ny souris eo amin'ny singa iray mba hipoiran'ny menio fikiràna, izay hampiseho izay azo atao aminy, toy ny manodina, manova toerana, ary mamafa.",
+ "multiselect_h": "Hisafidy maromaro",
+ "multiselect_shift_click": "`{shift}`+{leftclick} Manindria ny bokotra havia an'ny souris raha hisafidy singa maromaro indray miaraka. Izany dia manamora ny fanovana toerana na famafàna zavatra maromaro.",
+ "undo_redo_h": "Hanafoana & Hamerina",
+ "undo_redo": "Ireo fanovana nataonao dia voatahiry an-toerana ao amin'ny navigateur ampiasainao mandra-pisafidinao handefa azy mankany amin'ny serveur OpenStreetMap. Raha hanafoana ny fanovana nataonao dia tsindrio ny bokotra {undo} **Hanafoana**, ary raha hamerina azy dia tsindrio ny bokotra {redo} **Hamerina**.",
+ "save_h": "Hitahiry",
+ "save": "Tsindrio ny {save} **Hitahiry** raha hamarana ny fanovana nataonao ary handefa azy any amin'ny OpenStreetMap. Tadidio fa tokony hotahirizinao matetitetika ny asa ataonao!",
+ "save_validation": "Azonao lazaina eo amin'ny efitry ny fitehirizana izay zavatra nataonao. Hanamarina amin'ny fomba tsotsotra izay rakitra banga ihany koa iD ary mety hanome soso-kevitra hilainao na fampitandremana raha misy zavatra toa tsy mety.",
+ "upload_h": "Handefa",
+ "upload": "Mialoha ny handefasanao ny fanovana nataonao dia mila mampiditra [fanehoan-kevitra momba ny fanovana] (https://wiki.openstreetmap.org/wiki/Good_changeset_comments) ianao. Avy eo dia tsindrio ny **Handefa** mba handefasana ny fanovana nataonao any amin'ny OpenStreetMap, mba hitambatra amin'izay efa ao amin'ny sarintany ka ho hitan'ny besinimaro."
+ },
+ "feature_editor": {
+ "fields_h": "Saha"
+ },
+ "points": {
+ "title": "Teboka",
+ "intro": "Azo ampiasaina ny *teboka* mba hanehoana zava-misy toy ny fivarotana, toeram-pisakafoana na toerana miavaka. Mampiseho toerana misy zavatra izy ary mamaritra izay misy eo.",
+ "add_point_h": "Manampy Teboka",
+ "add_point": "Raha hanampy teboka dia tsindrio ny bokotra {point} **Teboka** eo amin'ny barre d'outils eo ambonin'ny sarintany, na ampiasao ny tsindry maika `1`. Hiova ho sary lakroa ny curseur an'ny souris rehefa manao izany ianao."