"tooltip": "Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."
},
- "fix_misalignment": "Hanamboatra ny fihitsin'ny ny sary",
"offset": "Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."
- "thank_you": "Misaotra anao manatsara ny sarintany.",
- "thank_you_location": "Misaotra anao manatsara ny sarintany manodidina an'i {where}.",
- "help_html": "Tokony hiseho ao amin'ny OpenStreetMap ny fanovana nataonao ao anatin'ny minitra vitsivitsy. Mety ho elaela kosa ny sarintany any amin'ny toeran-kafa vao miova.",
"help_link_text": "Antsipiriany",
"view_on_osm": "Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM",
- "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur OpenStreetMap iD",
- "text": "iD dia fitaovana mora ampiasaina nefa matanjaka mba handraisana anjara amin'ny sarintany misokatra tsara indrindra eto an-tany. Ity dia fivoahana faha {version}. Raha te hahalala misimisy kokoa dia tsidiho ny {website} ary tatero ao amin'ny {github} ny tsy fetezana.",
- "walkthrough": "Hanomboka ny Fanoroana",
- "start": "Hanova amin'izay"
- },
"source_switch": {
"lose_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"
"navigation_drag": "Raha hanakisaka ny sarintany dia tsindrio maharitra ny {leftclick} bokotra havian'ny souris ary akisaho ny souris. Azonao ampiasaina ihany koa ireo bokotra `↓`, `↑`, `←`, `→` an'ny clavier.",
"navigation_zoom": "Raha hijery manakaiky na manalavitra dia ampiasao ny bokotra mihodina amin'ny souris na ny trackpad, na ampiasao ireo bokotra {plus} / {minus} etsy amin'ny sarintany. Azonao ampiasaina koa ireo bokotra `+`, `-` eo amin'ny clavier anao.",
"features_h": "Singa ao amin'ny Sarintany",
- "features": "Ampiasaintsika ny teny hoe *singa* mba hilazana ireo zavatra izay miseho eo amin'ny sarintany, toy ny làlana, trano na toerana. Azo ampidirina ho singa ao amin'ny OpenStreetMap avokoa izay zavatra misy rehetra amin'ny tontolo tena izy. Ireo singa ao amin'ny sarintany dia aseho amin'ny alalan'ny *teboka*, *tsipika*, na *faritra*.",
- "nodes_ways": "Ao amin'ny OpenStreetMap, ny teboka indraindray dia antsoina koa hoe *vona*, ary ny tsipika sy sy ny faritra dia antsoina indraindray hoe *soritra*."
+ "features": "Ampiasaintsika ny teny hoe *singa* mba hilazana ireo zavatra izay miseho eo amin'ny sarintany, toy ny làlana, trano na toerana. Azo ampidirina ho singa ao amin'ny OpenStreetMap avokoa izay zavatra misy rehetra amin'ny tontolo tena izy. Ireo singa ao amin'ny sarintany dia aseho amin'ny alalan'ny *teboka*, *tsipika*, na *faritra*."