+ "geometry": {
+ "point": "teboka",
+ "line": "tsipika",
+ "area": "faritra"
+ },
+ "geocoder": {
+ "search": "Hitady maneran-tany...",
+ "no_results_visible": "Tsy nisy vokatra teo amin'ny faritra miseho amin'ny sarintany",
+ "no_results_worldwide": "Tsy nisy vokatra hita"
+ },
+ "geolocate": {
+ "title": "Hampiseho ny Toerana Misy Ahy",
+ "locating": "Andraso fa mbola mamantatra ny toerana..."
+ },
+ "inspector": {
+ "no_documentation_combination": "Tsy misy tahirin-kevitra fantatra momba an'ity fitambarana tag ity",
+ "no_documentation_key": "Tsy misy tahirin-kevitra fantatra momba ity clé ity",
+ "documentation_redirect": "Ity tahirin-kevitra ity dia niova ho any amina pejy vaovao",
+ "show_more": "Hampiseho Misimisy Kokoa",
+ "view_on_osm": "Hijery ao amin'ny openstreetmap.org",
+ "all_fields": "Ny saha rehetra",
+ "all_tags": "Ny tags rehetra",
+ "all_members": "Ny mpikambana rehetra",
+ "role": "Anjara asa",
+ "choose": "Safidio ny karazan'ny singa",
+ "results": "Vokatra {n} hoan'ny {search}",
+ "reference": "Hijery ao amin'ny OpenStreetMap Wiki",
+ "back_tooltip": "Hanova ny singa",
+ "remove": "Hanala",
+ "search": "Hikaroka",
+ "multiselect": "Singa voafidy",
+ "unknown": "Tsy fantatra",
+ "feature_list": "Hikaroka singa",
+ "edit": "Hanova ny singa",
+ "check": {
+ "yes": "Eny",
+ "no": "Tsia",
+ "reverser": "Hanova ny fizotra"
+ },
+ "radio": {
+ "structure": {
+ "type": "Karazany",
+ "default": "Tsy miova",
+ "layer": "Sosona"
+ }
+ },
+ "add": "Hanampy",
+ "none": "Tsy misy",
+ "node": "Vona",
+ "way": "Làlana",
+ "location": "Toerana",
+ "add_fields": "Hanampy saha:"
+ },
+ "background": {
+ "title": "Lafika",
+ "description": "Fikirana ny lafika",
+ "key": "B",
+ "backgrounds": "Lafika",
+ "none": "Tsy misy",
+ "best_imagery": "Ny loharanon-tsary tsara indrindra fantatra hoan'ity toerana ity",
+ "switch": "Hiverina amin'ity lafika ity",
+ "custom": "Manokana",
+ "custom_button": "Hanova ny sosona manokana",
+ "custom_prompt": "Ampidiro ny modelin'ny URL. Ny famantarana azo ampiasaina dia:\n - {zoom} or {z}, {x}, {y} hoan'ny tetika Z/X/Y an'ny kapila\n - {-y} or {ty} hoan'ny coordonnées Y endrika TMS mivadika\n - {u} hoan'ny tetika quadtile\n - {switch:a,b,c} hoan'ny DNS server multiplexing\n\nOhatra:\n{example}",
+ "overlays": "Rakotra",
+ "imagery_source_faq": "Fanazavana Momba ny Sary / Hampita Olana",
+ "reset": "Hamerina amin'ny voalohany",
+ "display_options": "Safidy Momba ny Fisehoana",
+ "brightness": "Hazava",
+ "contrast": "Fifanalaviran-kazavana",
+ "saturation": "Haben'ny loko",
+ "sharpness": "Haranitra",
+ "minimap": {
+ "description": "Hampiseho ny sarintany kely",
+ "tooltip": "Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."
+ },
+ "fix_misalignment": "Hanamboatra ny fihitsin'ny ny sary",
+ "offset": "Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."
+ },
+ "map_data": {
+ "title": "Angon-draki-tsarintany",
+ "description": "Angon-draki-tsarintany",
+ "key": "F",
+ "data_layers": "Sosona Angon-drakitra",
+ "layers": {
+ "osm": {
+ "tooltip": "Angon-draki-tsarintany avy amin'ny OpenStreetMap",
+ "title": "Angon-drakitra OpenStreetMap"
+ },
+ "notes": {
+ "tooltip": "Angon-drakitra momba ny fanamarihana avy amin'ny OpenStreetMap",
+ "title": "Fanamarihana OpenStreetMap"
+ }
+ },
+ "fill_area": "Hameno ireo Faritra",
+ "map_features": "Singa ao amin'ny Sarintany",
+ "autohidden": "Fanahy iniana nafenina ireo singa ireo satria maro loatra no ho niseho teo amin'ny efijery. Hakaikezo raha hanova azy ireo.",
+ "osmhidden": "Fanahy iniana nafenina ireo singa ireo satria miafina ny sosona OpenStreetMap."
+ },
+ "feature": {
+ "points": {
+ "description": "Teboka",
+ "tooltip": "Toerana"
+ },
+ "traffic_roads": {
+ "tooltip": "Arabe, Làlana, sns."
+ },
+ "service_roads": {
+ "description": "Làlana Mankamina Tranon'olona",
+ "tooltip": "Làlana Mankamina Tranon'olona, Làlana Miditra Amina Toeram-pihantsonana, Làlan-tsarety, sns."
+ },
+ "paths": {
+ "description": "Làla-masaka",
+ "tooltip": "Làlana amin'ny Sisin'arabe, Làlan'ny Mpandeha an-tongotra, Làlan'ny Bisikileta, sns."
+ },
+ "buildings": {
+ "description": "Trano",
+ "tooltip": "Trano, Toeram-pialofana, Garazy, sns."
+ },
+ "landuse": {
+ "description": "Momba izay Mandrakotra ny Tany",
+ "tooltip": "Ala, Tanimboly, Valan-javaboary, Faritra Fonenana, Tsena, sns."
+ },
+ "boundaries": {
+ "description": "Sisiny",
+ "tooltip": "Sisintany"
+ },
+ "water": {
+ "description": "Momba ny Rano",
+ "tooltip": "Renirano, Farihy, Kamory, Dobo, sns."
+ },
+ "rail": {
+ "description": "Momba ny Lalam-by",
+ "tooltip": "Lalam-by"
+ },
+ "power": {
+ "description": "Momba ny Herinaratra",
+ "tooltip": "Fitarihana Herinaratra, Toeram-pamokarana Herinaratra, Tobin-herinaratra, sns."
+ },
+ "past_future": {
+ "description": "Lasa/Ho avy",
+ "tooltip": "Andalam-pangatahana, Fanamboarana, Tsy Miasa Intsony, Rava, sns."
+ },
+ "others": {
+ "description": "Hafa",
+ "tooltip": "Izay Zavatra Hafa Rehetra"
+ }
+ },
+ "area_fill": {
+ "wireframe": {
+ "description": "Tsy feno (Endrika Tariby)",
+ "tooltip": "Ny fampiharana ny endrika tariby dia manamora ny fahitana ny sary lafika ao ambany.",
+ "key": "W"
+ },
+ "partial": {
+ "description": "Feno amin'ny Ampahany"
+ },
+ "full": {
+ "description": "Feno Tanteraka",
+ "tooltip": "Natao miseho feno tanteraka ireo faritra."
+ }
+ },
+ "restore": {
+ "heading": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry",
+ "description": "Tianao haverina ve ny fanovana mbola tsy voatahiry tamin'izay nataonao teo aloha?",
+ "restore": "Hamerina ny fanovana nataoko",
+ "reset": "Hamela ny fanovana nataoko"
+ },
+ "save": {
+ "title": "Hitahiry",
+ "help": "Hamarino ny fanovana nataonao ary alefaso any amin'ny OpenStreetMap, mba ho hitan'ny mpampiasa hafa.",
+ "no_changes": "Tsy misy fanovana hotahirizina.",
+ "error": "Nisy tsy nety tamin'ny fanandramana hitahiry ny fanovana",
+ "unknown_error_details": "Hamarino azafady hoe mandeha ny fifandraisana internet ampiasainao.",
+ "uploading": "Eo am-pandefasana ny fanovana mankany amin'ny OpenStreetMap...",
+ "conflict_progress": "Mitady ireo fifanindriana: {num} amin'ny {total}",
+ "unsaved_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry",
+ "conflict": {
+ "header": "Handamina ny fanovana mifanindry",
+ "count": "Fifanindriana {num} amin'ny {total}",
+ "previous": "< Teo Aloha",
+ "next": "Manaraka >",
+ "keep_local": "Hihazona ny ahy",
+ "keep_remote": "Hampiasa ny azy",
+ "restore": "Hamerina",
+ "delete": "Hamela ho Voafafa",
+ "download_changes": "Na alaivo ny rakitra osmChange",
+ "done": "Voalamina ny fifanindriana rehetra!",
+ "help": "Nisy mpampiasa hafa nanova ny sasany amin'ny singan-tsarintany novainao.\nTsindio ny tsirairay amin'ireo singa eto ambany hahafantaranao misimisy kokoa momba ny fifanindriana, dia misafidia na hihazona\nny fanovana nataonao na ny an'ny mpampiasa hafa.\n"
+ }
+ },
+ "merge_remote_changes": {
+ "conflict": {
+ "deleted": "Nofafan'i {user} ity singa ity.",
+ "location": "Samy nanova toerana ity singa ity ianareo sy {user}.",
+ "nodelist": "Samy nanova ireo vona ianareo sy {user}.",
+ "tags": "Novainao ho \"{local}\" ny tag <b>{tag}</b> nefa i {user} nanova azy ho \"{remote}\"."
+ }
+ },
+ "success": {
+ "just_edited": "Efa nanova an'i OpenStreetMap izay!",
+ "thank_you": "Misaotra anao manatsara ny sarintany.",
+ "thank_you_location": "Misaotra anao manatsara ny sarintany manodidina an'i {where}.",
+ "help_html": "Tokony hiseho ao amin'ny OpenStreetMap ny fanovana nataonao ao anatin'ny minitra vitsivitsy. Mety ho elaela kosa ny sarintany any amin'ny toeran-kafa vao miova.",
+ "help_link_text": "Antsipiriany",
+ "view_on_osm": "Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM",
+ "changeset_id": "Ny vondron'ova nataonao #: {changeset_id}",
+ "like_osm": "Tianao ve i OpenStreetMap? Mifandraisa amin'ny hafa:",
+ "more": "Misimisy kokoa",
+ "events": "Hetsika",
+ "languages": "Fiteny: {languages}",
+ "missing": "Misy banga ve ito lisitra ito?",
+ "tell_us": "Teneno!"
+ },
+ "confirm": {
+ "okay": "OK",
+ "cancel": "Hanafoana"
+ },
+ "splash": {
+ "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur OpenStreetMap iD",
+ "text": "iD dia fitaovana mora ampiasaina nefa matanjaka mba handraisana anjara amin'ny sarintany misokatra tsara indrindra eto an-tany. Ity dia fivoahana faha {version}. Raha te hahalala misimisy kokoa dia tsidiho ny {website} ary tatero ao amin'ny {github} ny tsy fetezana.",
+ "walkthrough": "Hanomboka ny Fanoroana",
+ "start": "Hanova amin'izay"
+ },
+ "source_switch": {
+ "lose_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"
+ },
+ "version": {
+ "whats_new": "Inona no zava-baovao ao amin'ny iD fivoahana faha {version}"
+ },
+ "tag_reference": {
+ "description": "Famariparitana",
+ "on_wiki": "{tag} ao amin'ny wiki.osm.org",
+ "used_with": "ampiasaina miaraka amin'ny {type}"
+ },
+ "validations": {
+ "disconnected_highway": "Nanasaraka ny làlana",
+ "disconnected_highway_tooltip": "Ny làlana dia tokony hifandray amin'ny làlana hafa na amin'ny fidirana amina trano.",
+ "untagged_point": "Teboka tsy misy tag",
+ "untagged_point_tooltip": "Safidio izay karana singa mahalaza hoe inona ito teboka ito.",
+ "untagged_line": "Tsipika tsy misy tag",
+ "untagged_line_tooltip": "Safidio izay karazana singa mahalaza hoe inona ito tsipika ito.",
+ "untagged_area": "Faritra tsy misy tag",
+ "untagged_area_tooltip": "Safidio izay karana singa mahalaza hoe inona ito faritra ito.",
+ "untagged_relation": "Relation tsy misy tag",
+ "untagged_relation_tooltip": "Safidio izay karana singa mahalaza hoe inona ito relation ito.",
+ "many_deletions": "Eo am-pamafana singa {n} ianao: teboka {p}, tsipika {l}, faritra {a}, relations {r}. Azonao antoka ve izay ataonao? Ity dia hamafa azy ireo tao amin'ny sarintany izay hitan'ny olon-drehetra ao amin'ny openstreetmap.org.",
+ "deprecated_tags": "Tags tsy fampiasa intsony: {tags}"
+ },