+ "browser_notice": "Ao amin'ny navigateur Firefox, Chrome, Safari, Opera ary Internet Explorer 11 na amboniny ihany no mandeha ity fitaovana ity. Havaozy azafady ny navigateur ampiasainao na mampiasà Potlatch 2 hahafahanao manova ny sarintany.",
+ "upload_explanation": "Ny fanovana alefanao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.",
+ "upload_explanation_with_user": "Ny fanovana alefanao amin'ny maha {user} anao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.",
+ "request_review": "Tiako hisy hanamarina ny fanovana nataoko.",
+ "save": "Handefa",
+ "cancel": "Hanafoana",
+ "changes": "Fanovana {count}",
+ "download_changes": "Haka ny rakitra osmChange",
+ "warnings": "Fampitandremana",
+ "modified": "Voaova",
+ "deleted": "Voafafa",
+ "created": "Voaforona",
+ "about_changeset_comments": "Mombamomba ny fanehoan-kevitra ao amin'ny vondron'ova",
+ "google_warning": "Voalazanao ao amin'ity fanehoan-kevitra ity ny hoe Google: tadidio fa tsy azo atao tanteraka ny mandika avy amin'ny Google Maps."
+ },
+ "contributors": {
+ "list": "Fanovana nataon'i {users}",
+ "truncated_list": "Fanovana nataon'i {users} sy {count} hafa"
+ "imagery_source_faq": "Fanazavana Momba ny Sary / Hampita Olana",
+ "reset": "Hamerina amin'ny voalohany",
+ "display_options": "Safidy Momba ny Fisehoana",
+ "brightness": "Hazava",
+ "contrast": "Fifanalaviran-kazavana",
+ "saturation": "Haben'ny loko",
+ "sharpness": "Haranitra",
+ "minimap": {
+ "description": "Hampiseho ny sarintany kely",
+ "tooltip": "Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."
+ },
+ "fix_misalignment": "Hanamboatra ny fihitsin'ny ny sary",
+ "offset": "Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."
+ "download_changes": "Na alaivo ny rakitra osmChange",
+ "done": "Voalamina ny fifanindriana rehetra!",
+ "help": "Nisy mpampiasa hafa nanova ny sasany amin'ny singan-tsarintany novainao.\nTsindio ny tsirairay amin'ireo singa eto ambany hahafantaranao misimisy kokoa momba ny fifanindriana, dia misafidia na hihazona\nny fanovana nataonao na ny an'ny mpampiasa hafa.\n"
+ "thank_you": "Misaotra anao manatsara ny sarintany.",
+ "thank_you_location": "Misaotra anao manatsara ny sarintany manodidina an'i {where}.",
+ "help_html": "Tokony hiseho ao amin'ny OpenStreetMap ny fanovana nataonao ao anatin'ny minitra vitsivitsy. Mety ho elaela kosa ny sarintany any amin'ny toeran-kafa vao miova.",
+ "help_link_text": "Antsipiriany",
+ "view_on_osm": "Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM",
+ "like_osm": "Tianao ve i OpenStreetMap? Mifandraisa amin'ny hafa:",
+ "more": "Misimisy kokoa",
+ "events": "Hetsika",
+ "languages": "Fiteny: {languages}",
+ "missing": "Misy banga ve ito lisitra ito?",
+ "tell_us": "Teneno!"
+ },
+ "confirm": {
+ "okay": "OK",
+ "cancel": "Hanafoana"
+ },
+ "splash": {
+ "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur OpenStreetMap iD",
+ "text": "iD dia fitaovana mora ampiasaina nefa matanjaka mba handraisana anjara amin'ny sarintany misokatra tsara indrindra eto an-tany. Ity dia fivoahana faha {version}. Raha te hahalala misimisy kokoa dia tsidiho ny {website} ary tatero ao amin'ny {github} ny tsy fetezana.",
+ "walkthrough": "Hanomboka ny Fanoroana",
+ "start": "Hanova amin'izay"
+ },
+ "source_switch": {
+ "lose_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"
+ },
+ "version": {
+ "whats_new": "Inona no zava-baovao ao amin'ny iD fivoahana faha {version}"
+ "close_comment": "Hanakatona sy Haneho Hevitra",
+ "open_comment": "Hanokatra Indray sy Haneho Hevitra",
+ "report": "Hitatitra",
+ "new": "Fanamarihana Vaovao",
+ "newDescription": "Hazavao ny tsy fetezana",
+ "save": "Hitahiry ny Fanamarihana",
+ "login": "Mila miditra amin'ny alalan'ny kaontinao ianao mba ho afaka hanova na haneho hevitra amin'ity fanamarihana ity.",
+ "upload_explanation": "Ny fanehoan-kevitrao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap.",
+ "upload_explanation_with_user": "Ny fanehoan-kevitrao amin'ny maha {user} anao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap."
+ },
+ "help": {
+ "title": "Fanampiana",
+ "key": "H",
+ "help": {
+ "title": "Fanampiana",
+ "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur iD hoan'ny [OpenStreetMap] (https://www.openstreetmap.org/). Amin'ny alalan'ity éditeur ity ianao dia afaka manova an'i OpenStreetMap avy ato amin'ny navigateur ampiasainao.",
+ "open_data_h": "Hanokatra Rakitra",
+ "open_data": "Ny fanovana ataonao amin'ity sarintany ity dia ho hitan'ny olona rehetra mampiasa ny OpenStreetMap. Azonao atao miorina amin'ny fahalalana manokana, ny fidinana ifotony, na ny sary avy eny ambony na ny sary ety amin'ny tany, ny fanovana ataonao. [Tsy azo atao mihitsy] (https://www.openstreetmap.org/copyright) ny mandika avy amin'ny loharano natao hitadiavam-bola toy ny Google Maps.",
+ "before_start_h": "Alohan'ny hanombohanao",
+ "before_start": "Tokony ho efa mifankazatra ny OpenStreetMap sy ity éditeur ity ianao mialohan'ny hanaovanao fanovana. Misy fanoroana atolotr'i iD hampianarana anao ny fototra amin'ny fanovana an'i OpenStreetMap. Tsindrio eo amin'ny \"Hanomboka ny Fanoroana\" eto amin'ity efijery ity raha hanomboka hianatra - 15 minitra eo ho eo fotsiny ny halavan'ilay izy.",
+ "open_source_h": "Hanokatra Loharano",
+ "open_source": "Ny éditeur iD dia tetikasa ifarimbonana manana kaody misokatra, ary ny fivoahana faha-{version} ity ampiasainao ity. Ny loharanon'ny kaody dia azo alaina [ao amin'ny GitHub](https://github.com/openstreetmap/iD).",
+ "open_source_help": "Afaka manampy ny iD ianao amin'ny alalan'ny [fandikàna](https://github.com/openstreetmap/iD/blob/master/CONTRIBUTING.md#translating) na [fitaterana tsy fetezana](https://github.com/openstreetmap/iD/issues)."
+ },
+ "overview": {
+ "title": "Jery Ankapobeny",
+ "navigation_h": "Fivezivezena",
+ "navigation_drag": "Raha hanakisaka ny sarintany dia tsindrio maharitra ny {leftclick} bokotra havian'ny souris ary akisaho ny souris. Azonao ampiasaina ihany koa ireo bokotra `↓`, `↑`, `←`, `→` an'ny clavier.",
+ "navigation_zoom": "Raha hijery manakaiky na manalavitra dia ampiasao ny bokotra mihodina amin'ny souris na ny trackpad, na ampiasao ireo bokotra {plus} / {minus} etsy amin'ny sarintany. Azonao ampiasaina koa ireo bokotra `+`, `-` eo amin'ny clavier anao.",
+ "features_h": "Singa ao amin'ny Sarintany",
+ "features": "Ampiasaintsika ny teny hoe *singa* mba hilazana ireo zavatra izay miseho eo amin'ny sarintany, toy ny làlana, trano na toerana. Azo ampidirina ho singa ao amin'ny OpenStreetMap avokoa izay zavatra misy rehetra amin'ny tontolo tena izy. Ireo singa ao amin'ny sarintany dia aseho amin'ny alalan'ny *teboka*, *tsipika*, na *faritra*."
+ },
+ "editing": {
+ "title": "Manova & Mitahiry",
+ "select_h": "Hisafidy",
+ "select_left_click": "{leftclick} Tsindrio amin'ny alalan'ny bokotra havia amin'ny souris eo amin'ny singa iray raha hisafidy azy io. Hisongadina izy avy eo, ary hiseho eo amin'ny takelaka etsy amin'ny sisiny ny mombamomba ilay singa, toy ny anarany na ny adiresiny.",
+ "select_right_click": "{rightclick} Tsindrio amin'ny bokotra havanana amin'ny souris eo amin'ny singa iray mba hipoiran'ny menio fikiràna, izay hampiseho izay azo atao aminy, toy ny manodina, manova toerana, ary mamafa.",
+ "multiselect_h": "Hisafidy maromaro",
+ "multiselect_shift_click": "`{shift}`+{leftclick} Manindria ny bokotra havia an'ny souris raha hisafidy singa maromaro indray miaraka. Izany dia manamora ny fanovana toerana na famafàna zavatra maromaro.",
+ "undo_redo_h": "Hanafoana & Hamerina",
+ "undo_redo": "Ireo fanovana nataonao dia voatahiry an-toerana ao amin'ny navigateur ampiasainao mandra-pisafidinao handefa azy mankany amin'ny serveur OpenStreetMap. Raha hanafoana ny fanovana nataonao dia tsindrio ny bokotra {undo} **Hanafoana**, ary raha hamerina azy dia tsindrio ny bokotra {redo} **Hamerina**.",
+ "save_h": "Hitahiry",
+ "save": "Tsindrio ny {save} **Hitahiry** raha hamarana ny fanovana nataonao ary handefa azy any amin'ny OpenStreetMap. Tadidio fa tokony hotahirizinao matetitetika ny asa ataonao!",
+ "save_validation": "Azonao lazaina eo amin'ny efitry ny fitehirizana izay zavatra nataonao. Hanamarina amin'ny fomba tsotsotra izay rakitra banga ihany koa iD ary mety hanome soso-kevitra hilainao na fampitandremana raha misy zavatra toa tsy mety.",
+ "upload_h": "Handefa",
+ "upload": "Mialoha ny handefasanao ny fanovana nataonao dia mila mampiditra [fanehoan-kevitra momba ny fanovana] (https://wiki.openstreetmap.org/wiki/Good_changeset_comments) ianao. Avy eo dia tsindrio ny **Handefa** mba handefasana ny fanovana nataonao any amin'ny OpenStreetMap, mba hitambatra amin'izay efa ao amin'ny sarintany ka ho hitan'ny besinimaro."
+ },
+ "feature_editor": {
+ "fields_h": "Saha"
+ },
+ "points": {
+ "title": "Teboka",
+ "intro": "Azo ampiasaina ny *teboka* mba hanehoana zava-misy toy ny fivarotana, toeram-pisakafoana na toerana miavaka. Mampiseho toerana misy zavatra izy ary mamaritra izay misy eo.",
+ "add_point_h": "Manampy Teboka",
+ "add_point": "Raha hanampy teboka dia tsindrio ny bokotra {point} **Teboka** eo amin'ny barre d'outils eo ambonin'ny sarintany, na ampiasao ny tsindry maika `1`. Hiova ho sary lakroa ny curseur an'ny souris rehefa manao izany ianao."