4 "information": "fanazavana",
11 "description": "Hampiditra faritra maitso, trano, farihy na faritra hafa amin'ny sarintany.",
12 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra faritra, ohatra hoe faritra maitso, farihy, na trano."
16 "description": "Hampiditra làlana, arabe, làlan-tongotra, lakan-drano na endri-tsipika hafa amin'ny sarintany.",
17 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra làlana, làla-masaka na arabe."
21 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanampy teboka."
25 "description": "Akisaho ary hakaikezo ny sarintany."
28 "tail": "Tsindrio raha hampiditra vona eo faritra misy anao. Tsindrio ilay teboka voalohany raha hamarana ny fanoritana faritra."
31 "tail": "Tsindrio raha hanampy vona amin'ny tsipika. Manindria eo amin'ny tsipika hafa raha hampitohy amin'izy ireo, manaova tsindry in-droa raha hamarana ny tsipika."
34 "connected_to_hidden": "Tsy mety ovaina ity satria mifandray amina zavatra izay tsy miseho."
40 "point": "Nanampy teboka.",
41 "vertex": "Nanampy vona.",
42 "relation": "Nanampy fifandraisana."
47 "line": "Nanomboka tsipika.",
48 "area": "Nanomboka nanoritra faritra."
54 "description": "Hanohy ity tsipika ity.",
55 "not_eligible": "Tsy misy tsipika azo tohizana eto.",
56 "multiple": "Misy tsipika maromaro azo tohizana eto. Raha hisafidy tsipika iray dia tsindrio ny Shift ary tsindrio eo amin'ilay tsipika hofantenina.",
58 "line": "Nanohy tsipika.",
59 "area": "Nanohy nanoritra faritra."
63 "annotation": "Nanafoana ny fanoritana."
66 "title": "Hanaboribory.",
68 "line": "Hanaboribory ity tsipika ity.",
69 "area": "Hanaboribory ity faritra ity."
73 "line": "Nanaboribory an'ilay tsipika.",
74 "area": "Nanaboribory an'ilay faritra."
76 "not_closed": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy mihodina tanteraka.",
77 "too_large": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
78 "connected_to_hidden": "Tsy mety atao boribory ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
83 "line": "Hampahitsy ny zoron'ito tsipika ito.",
84 "area": "Hampahitsy ireo zoron'ito faritra ito."
88 "line": "Nampahitsy ny zoron'ilay tsipika.",
89 "area": "Nampahitsy ireo zoron'ilay faritra."
91 "not_squarish": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy manakaiky ny endrika efajoro.",
92 "too_large": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
93 "connected_to_hidden": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
96 "title": "Hampahitsy",
97 "description": "Hampahitsy ito tsipika ito.",
99 "annotation": "Nampahitsy an'ilay tsipika.",
100 "too_bendy": "Tsy mety ampahitsiana ito satria miolaka loatra.",
101 "connected_to_hidden": "Tsy mety ampahitsiana ito tsipika ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
106 "single": "Hamafa tanteraka an'ito singa ito.",
107 "multiple": "Hamafa tanteraka an'ireto singa ireto."
110 "point": "Namafa an'ilay teboka.",
111 "vertex": "Namafa an'ilay vona tamin'ilay tsipika.",
112 "line": "Namafa an'ilay tsipika.",
113 "area": "Namafa an'ilay faritra.",
114 "relation": "Namafa an'ilay fifandraisana.",
115 "multiple": "Namafa singa {n}."
118 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
119 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
121 "incomplete_relation": {
122 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
123 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
125 "connected_to_hidden": {
126 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
127 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
132 "point": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay teboka.",
133 "vertex": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ny anankiray hafa.",
134 "line": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay tsipika.",
135 "area": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay faritra."
139 "title": "Hanatsoaka",
140 "description": "Hanasaraka an'ireto tsipika/faritra ireto.",
142 "annotation": "Nanasaraka an'ireo tsipika/faritra.",
143 "not_connected": "Tsy ampy mba hosarahina ny tsipika/faritra misy.",
144 "connected_to_hidden": "Tsy mety tsoahina ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
147 "title": "Hanambatra",
148 "description": "Hanambatra an'ireto singa ireto.",
150 "annotation": "Nanambatra singa {n}.",
151 "not_eligible": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto.",
152 "not_adjacent": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria tsy mifampitohy ny faran'izy ireo.",
153 "incomplete_relation": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria misy tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
158 "single": "Hamindra an'ito singa ito amin'ny toerana hafa.",
159 "multiple": "Hamindra an'ireto singa ireto amin'ny toerana hafa."
163 "point": "Namindra an'ilay teboka.",
164 "vertex": "Namindra an'ilay vona tamin'ilay soritra.",
165 "line": "Namindra an'ilay tsipika.",
166 "area": "Namindra an'ilay faritra.",
167 "multiple": "Namindra singa maromaro."
169 "incomplete_relation": {
170 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
171 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
174 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
175 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
177 "connected_to_hidden": {
178 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
179 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
191 "single": "Hanodina an'ito singa ito manodidina ny ivony.",
192 "multiple": "Hanodina an'ireto singa ireto manodidina ny ivony."
195 "line": "Nanodina an'ilay tsipika.",
196 "area": "Nanodina an'ilay faritra.",
197 "multiple": "Nanodina singa maromaro."
199 "incomplete_relation": {
200 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
201 "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
204 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
205 "multiple": "Tsy mety ahodina ireto singa ireto satria misy tsy miseho ny sasany aminy."
207 "connected_to_hidden": {
208 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
209 "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
213 "title": "Hamototra",
214 "description": "Hamototra ny fizotran'ito tsipika ito.",
215 "annotation": "Namototra an'ilay tsipika."
220 "line": "Hizara an'ito tsipika ito ho roa eto amin'ito vona ito.",
221 "area": "Hizara ny sisin'ito faritra ito ho roa."
224 "line": "Hanapaka tsipika",
225 "area": "Hanapaka sisina faritra",
226 "multiple": "Hanapaka tsipika/sisina faritra {n}"
228 "not_eligible": "Tsy mety tapahana amin'ny fanombohany na ny fiafarany ny tsipika.",
229 "multiple_ways": "Misy tsipika maro loatra eto ka tsy mety tapahana.",
230 "connected_to_hidden": "Tsy mety tapahana ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
235 "distance": "Halavirana",
236 "distance_up_to": "Hatramin'ny {distance}",
237 "via": "Amin'ny alalan'ny",
238 "via_node_only": "Teboka ihany"
242 "via": "MANARAKA NY",
246 "zoom_in_edit": "Hakaikezo raha hanova",
256 "cannot_zoom": "Tsy afaka manalavitra noho izao intsony amin'ity maody ity.",
258 "zoom": "Hanangeza araky ny sosona"
262 "block_number": "<value for addr:block_number>",
263 "county": "<value for addr:county>",
264 "district": "<value for addr:district>",
265 "hamlet": "<value for addr:hamlet>",
266 "neighbourhood": "<value for addr:neighbourhood>",
267 "province": "<value for addr:province>",
268 "quarter": "<value for addr:quarter>",
269 "state": "<value for addr:state>",
270 "subdistrict": "<value for addr:subdistrict>",
271 "suburb": "<value for addr:suburb>",
278 "zoom": "Hanakaiky / Hanalavitra"